VAOVAO “LE JITE” DREAM’IN TV: TSY SAKANA HO AMIN’NY FAMPANDROSOANA NY ANTENIMIERANDOHOLONA

Ny Alatsinainy 16 desambra 2019 dia Nitondra fanazavana tamin’ireo mpiara miasa ny Filohan’ny Antenimierandoholona Rivo RAKATOVAO ka tamin’izany no nanambarany fa tsy sakana ho amin’ny fampandrosoana ny Antenimierandoholona.

Taorian’izay ihany koa dia nisy ny fanehoan-kevitry ny Kestora voalohan’ny Antenimierandoholona Mourad ABDIRASSOUL.

Samy naneho ny heviny izy ireo nandritra ny vaovao LE JITE an’ny fahitalavitra DREAM’IN ny 16 desambra 2019. (3″45 – 8″05)