Naneho ny heviny mahakasika ny Fanesorana ny Loholona Mananjara ANDRIAMBOLOLONA ny Filohan’ny Antenimierandoholona

Tsy midika ho tsy fanarahana ny Demokrasia ny fangatahana ny fanesorana ny Loholona Mananjara ANDRIAMBOLOLONA hoy ny Filohan’ny Antenimierandoholona nandritra ny valan-dresaka nataony tamin’ny vaovaon’ny Real TV ny 8 Oktobra 2019 lasa teo.

13mn00 – 17mn44

Real News Ny vaovao marina 08 OCT 2019

Real News Ny vaovao marina 08 OCT 2019

Publiée par Real TV Madagasikara sur Mercredi 9 octobre 2019